Manaintaina Anaty Ny Fory Mandritra Ny Lely Kanefa Ramose Tia Lely Isan'andro

 

orgasm

🥑 Ny atidoha dia Mila mivonona Raha te haka tsirony:


- Raha mitebiteby fa bokany trosa, na marary an-doha fa mampirafy ny olontiana, na matahotra fa tsy mahay dia mijanona fa aza terena ny vatana.


- Resaho ny olontiana ny olana mba tsy hanany hevitra ratsy. Everiny fa tsy TIA kanefa ianao sahiran-tsaina.


- Zava-dehibe eo @ olondroa ny miresaka noho izany ny vadinao no vahaolana hamaha ny olany tokantranonao fa tsy ny namana any ivelany .


💕Maninona no marary:


- Atidoha tsy vonona dia lasa maina, maisatra, marary mety haratra raha sendra mahery setra ramose.


- Tahotra , vatana tsy mazoto.


- Aretina (syphilis, gonorrhea, chlamydia, herpes) , raha toa ka mamoaka ranompory isaky 1mn na masiso toy trondro maina dia manantona (gynecologist) na rasazy haingana tiliana. Dia mitsabo vatana hainga ianareo roa.


- ny virjiny vakiana ihany no marary rehefa @ voalohany na mandritra 5andro, noho izany tsy tokony harary raha toa ka efa nylely.


 


💙Hisorohana marary:


- Vonona ny saina Sy vatana.


- Tsy mampirafy dia tsy tratrany aretina. Misy koa anefa tra-doza (tsindrona tsy voaaro, fitaovana nampiasainy marary kanefa nampiasainao).


- Mampiasa kapoty raha tsy vady ilay olona.


- Mianatra (libido) mba hiakatra ny fientanana, eo @ farany ambony pejy video.


- manodina taolam-body isa-maraina(kegel exercise). Mba ho salama ny nofo manodidina taolam-body.


💜Lazainy ramose fa tsy TIA azy aho raha tsy manome?


- olombelona manana nofo Sy RA mahalala marary njy.


- Asehoy an-dramose ilay vehivavy matikambo , mahay manapa-kevitra @ rariny dia ho hajainy lehilahy njy . Satria rehefa kofehy manara-panjaitra dia vao maika ataony mihinana ny anganony.


- Raha tena TIA ny lehilahy dia manaja ny hevitry ny vehivavy. Matoa izy be mokon-doha dia tenany no Tiany fa tsy njy mihitsy.


#kopozerehetra 

#REHETRA 

#kopoze

Comments

  1. Aona no alalan. Oe mapirafy ny vehivavy

    ReplyDelete

Post a Comment

Popular posts from this blog

Mankaleo Ve nyMilely Isan'andro Raha Ho Any Lehilahy, Fantaro ny Fiantraikany @ Vatana Sy Ny Saina

Mandritra Ny Lely Mitovy Ve Ny Lavaka Fivoahany Tsirinaina Sy Ny Amany?