Vehivavy Mamoaka FEO Mandritra Nlely, Marary Tokoa ve?
Rehefa misakafo dia mitsamotsamona, Rehefa miasa tany na mitoto vary dia mamoaka feo, rehefa mangery dia mamoaka feo “Marary ve izy rehefa mikiakiaka na mamoaka feo?” Tsara ho fantatra fa tsy mitovy ny fanaintainana sy ny fahafinaretana, ary tsy tokony afangaro ireo. Rehefa mamoaka feo ny vehivavy toy ny mimenomenona, mifoka rivotra mafy, na mikiakiaka matetika dia vokatry ny fahafinaretana izany fa tsy fanaintainana. Ny vatana dia manana fomba hanehoana ny fihetseham-po sy ny fahatsapana, ary isan’izany ny feo. Toy ny olona misento rehefa miala sasatra, dia toy izany koa ny fihetsika mandritra ny firaisana. Ara-batana, rehefa voahetsika ny faritra manokana dia mitombo ny rĂ mandeha ao, miakatra ny fitempon’ny fo, ary miasa be ny hozatra sy ny taova. Mamoaka “hormone” toy ny "dopamine" sy "oxytocine" ny atidoha, izay mampitombo ny fahatsapana sy ny fifandraisana ara-pihetseham-po. Rehefa mitombo ny fahafinaretana dia miseho amin’ny feo izany. Raha...