Vehivavy Mamoaka FEO Mandritra Nlely, Marary Tokoa ve?
Rehefa misakafo dia mitsamotsamona, Rehefa miasa tany na mitoto vary dia mamoaka feo, rehefa mangery dia mamoaka feo
“Marary ve izy rehefa mikiakiaka na mamoaka feo?” Tsara ho fantatra fa tsy mitovy ny fanaintainana sy ny fahafinaretana, ary tsy tokony afangaro ireo.
Rehefa mamoaka feo ny vehivavy toy ny mimenomenona, mifoka rivotra mafy, na mikiakiaka matetika dia vokatry ny fahafinaretana izany fa tsy fanaintainana. Ny vatana dia manana fomba hanehoana ny fihetseham-po sy ny fahatsapana, ary isan’izany ny feo. Toy ny olona misento rehefa miala sasatra, dia toy izany koa ny fihetsika mandritra ny firaisana.
Ara-batana, rehefa voahetsika ny faritra manokana dia mitombo ny rà mandeha ao, miakatra ny fitempon’ny fo, ary miasa be ny hozatra sy ny taova. Mamoaka “hormone” toy ny "dopamine" sy "oxytocine" ny atidoha, izay mampitombo ny fahatsapana sy ny fifandraisana ara-pihetseham-po. Rehefa mitombo ny fahafinaretana dia miseho amin’ny feo izany.
Raha ny fanaintainana kosa dia misy famantarana hafa: mety ho tsy mahazo aina na kamo ny vatana na maina nyFORY. Raha misy fanaintainana dia tokony hajanona ary miresaka amin’ny olontiana mifanazava ny tokony atao.
Ny feo vokatry ny fahafinaretana dia matetika mifanaraka amin’ny fifohana rivotra sy ny gadona. Misy vehivavy mamoaka feo be, misy kosa mangina. Miankina amin’ny toebatany tsirairay.
Ara-tsaina, ny mamoaka feo dia manampy amin’ny famotsorana adin-tsaina sy fanamafisana ny fahafinaretana. Indraindray aza dia mampitombo ny fahatsapana izany satria mifandray ny saina sy ny vatana.
Ho an’ny mpivady, ny fifampiresahana no zava-dehibe indrindra. Aza maminavina, fa manontania amim-pitiavana: “Mahafinaritra ve?” na “Inona no tianao kokoa?” Ireo hevitra ireo dia manamafy ny fifampitokisany olondroa.
Ny fihetseham-po dia manan-danja. Raha mahatsiaro ho voaaro sy hajaina ny vehivavy dia mahaleotena kokoa (izany hoe molamola). Raha misy tahotra na henatra dia mety tsy ho sahy ary mamorona hoe: reraka.
Ny tambazotra sy ny sarimihetsika indraindray dia mamorona sary tsy tena izy. Tsy voatery ho feo mafy no midika fahafinaretana lehibe. Samy manana ny mampihavaka azy color na ny “loko” manokana tsirairay.
Toy ny maha samihafa ny olona , dia samy manana ny fomba sy ny fahatsapana manokana ny olona tsirairay. Ny zava-dehibe dia ny fifampiresahana.
Raha misy fanaintainana matetika dia tsy tokony atao ambanin-javatra. Mety misy olana ara-pahasalamana toy ny aretiny angatra na fahamainana, na fihenjanan’ny hozatra.Tsara raha manatona mpitsabo tilina.
Fehiny: ny vehivavy mamoaka feo mandritra nyLELY dia vokatry ny fahafinaretana sy ny fihetseham-po lalina, fa tsy hoe manaintaina akory.
HO ANAREO ROA: Ny firaisana dia fifandraisany olondroa, miaraka miasa ao Ny feo, ny fofon’aina, ny fihetseham-po . Aza mampitaha ny tenanao @ hafa, mba matikambo hoe ianao ilay mahavita azy. Mila mianatra mahalala ny vatanao izany hoe (libido) ary miezaka mahatsapa ny faniriana. Rehefa mahatoky tena ianao dia ho lasa sahisahy sy molamola kokoa ary hahazo tsirony.
Ireo fanontaniana matetika misy manontany
1- Ara-dalàna ve ny vehivavy mamoaka feo?
Eny, ara-dalàna tanteraka izany ary matetika vokatry ny fahafinaretana.
2- Midika fahafinaretana foana ve ny feo?
Matetika eny, fa tsara ny mifampiresaka @ olontiana mba hahazoana antoka.
3- Mety harary ve ny vehivavy mandritra nyLely?
Eny, mety hitranga izany noho ny fahamainana na olana ara-pahasalamana toy (angatra).
4- Tokony hiresaka ve ny mpivady?
Eny, satria manampy ny olondroa hahay hanavaka ny tokony atao sy tokony hajanona.
5- Nahoana ny sasany no mamoaka feo be?
Miankina ny toebatana sy ny fihetsepony tsirairay izany.
6- Midika tsy fahafinaretana ve ny fahanginana?
Tsia, misy olona mangina nefa mankafy tsara.
7- Misy fiantraikany ve ny fihetseham-po?
Eny, satria io no mibaiko anao hazoto na ho kamo.
.
8- Rahoviana no mila manatona mpitsabo?
Raha misy fanaintainana matetika.
#kopoze #rehetra #kopozerehetra
Comments
Post a Comment