Posts

Showing posts from March, 2026

Manao Ahoana Ny Vatany Vehivavy Rehefa Dangitra Izany Hoe Rehefa Miakatra Ny Fientanana

Image
Fanazavana ara-tsiansy fanazavana ara-tsiansy Ny fanaitaitrana ara-nofo amin'ny vehivavy dia dingana voajanahary sy sarotra izay ahitana ny ati-doha, hormonina, hozatra, ary ny fikorianan'ny ra. Tahaka ny amin'ny lehilahy, ny "erection" amin'ny vehivavy dia midika fitomboan'ny ra miditra ao amin'ny taova manokana. Ka ara-dalΓ na tanteraka izany. Dingana 1: Fanentanana ara-tsaina sy ara-pihetseham-po Manomboka ao amin'ny ati-doha ny dingana rehefa misy eritreritra, fahatsapana. Mandefa famantarana ny ati-doha amin'ny alalan'ny lalan-drΓ  sy ny rafi-pitabatabana. Zava-dehibe ny fahatokisana sy ny fahazoana aina amin'ity dingana ity. Dingana 2: Fiasan'ny hormonina Miakatra ny hormonina toy ny estrogen sy dopamine izay mampitombo ny fahatsapana. Ireo hormonina ireo no manampy amin'ny fanatsarana ny fahafinaretana. Raha tsy salama ny (hormonina) dia mety hisy fiantraikany amin'ny fientanan...

Ny Hormone Sy Ny FilΓ na eo @olondroa

Image
Fa inona izany (hormone) izany eh, zava-dehibe tokoa ve? Ny hormone dia zavatra (simika) vokarin’ny vatana izay mifehy ny asa maro ao anatiny, indrindra ny firaisana ara-nofo , ny fihetseham-po, ary ny fahafinaretana. ilaina ny mahatakatra fa ny hormone dia miankina amin’ny fifandanjany ny vatantsika. Dingana voalohany: Ny atidoha no mamokatra (hormone) amin’ny alalan’ny hypothalamus sy pituitary gland izay mandefa (signal) any amin’ny taova mpamokatra hormone. Dingana faharoa: Ny taova toy ny ovaire ny vehivavy sy testicule bonga ny lehilahy no mamokatra hormone lehibe toy ny estrogΓ¨ne sy testostΓ©rone . Ny testostΓ©rone dia (hormone) mampiakatra ny filΓ na ny fijerena vatana toy ny (libido) kosa dia mampitombo hery. Ho any lehilahy raha ambany loatra ny (testostΓ©rone )dia miteraka tsy fahafaham-po ara-nofo ary kamo hylely Ny estrogΓ¨ne kosa dia manampy amin’ny fahamandoan’ny fivaviana sy ny fahatsapana ary ny fahafahana mahazo fahafinaretana mandritra n...

Aiza Anaty Fory No Mamoaka Ranompory Mandritra Nylely

Image
Bartholin sy Paroi Vaginal  Zava-dehibe ny mahatakatra tsara ny vatana mba hahaizanao mahalala ny ny tokony atao. Inona ny Bartholin gland? Ny Bartholin gland dia fihary roa kely eo amin’ny fidiran’ny fivaviana. Izy no mamokatra ranoka manampy amin’ny (lubrification) mandritra ny firaisana. Aiza no misy azy? Hita eo amin’ny faritra ambany amin’ny fidiran’ny kindy , Toy ny hoe: ankavia sy havanana. Inona ny asany? Mamokatra ranoka manalefaka mandritra nylely  Manampy amin’ny firaisana tsy misy fanaintainana. Olana mety hitranga Kista Bartholin Fivontosana Fanaintainana Inona ny Paroi Vaginal? Ny paroi vaginal dia rindrina anatiny ao amin’ny fivaviana. Malefaka sy elastika izy ary misy lalan-dra maro. Firafiny Malefaka sy mivelatra Misy “pli” na marokoroko Mena na mavokely noho ny lalan-dra Asany Mandray ny filahiana Mamokatra ranoka Manampy amin’ny fahafinaretana mba hahazo tsirony. Fifandraisany Ny mampala...

Taolany Olombelona Avadika Ho Diamondra

Image
Ny taolana Ny olona sasany dia manontany tena raha toa ka azo atao ny manova ny taolan'olombelona ho diamondra .   Ny diamondra voajanahary dia miforona any amin'ny tany lalina ambanin'ny ary  tsindriny  hafanana  be nandritra ny tapitrisa taona.  Na izany aza, amin'ny alalan'ny siansa sy ny teknolojia, azo atao ny mamadika ny karbΓ΄na ao amin'ny taolana na vovo-taolana ho diamondra artifisialy amin'ny laboratoara.  Ny dingana voalohany   dia ny fanangonana karbΓ΄na avy amin'ny taolana na vovo-taolana.  Ity karbΓ΄na ity dia safidiana tsara mba hahazoana antoka fa madio ary tsy misy loto.  Rehefa vita ny fanadiovana ny karbΓ΄na dia ampidinina ao amin'ny milina manokana izay mampiasa ny teknolojia HPHT .  Ny HPHT dia fanafohezana avy amin'ny teny anglisy hoe High Pressure High Temperature , izay midika hoe tsindry avo sy hafanana avo . Amin'ny alalan'ny HPHT, ny karbΓ΄na dia tsindrina mafy ary hafanana be no ampiharina am...

Ny kalitaony Tsirinaina Na ny hafainganam-pandehany

Image
Sperm Quality dia zava-dehibe amin’ny fahasalamana sy ny fahavokaran’ny lehilahy. Raha te hahalala ny kalitaon’ny sperm , dia misy fitaovana manokana antsoina hoe Semen Analyzer na CASA (Computer-Assisted Semen Analysis) . Ny Semen Analyzer dia afaka mandinika ny: Sperm Count – isan’ny sperm ao anaty ranon’aina Motility – fahafahan’ny sperm mihetsika sy milomano mankany aloha Morphology – endriky ny sperm (loha, vatana, rambony) Vitality – fahaveloman’ny sperm Raha lehilahy te-hanao fitiliana ny kalitaon’ny sperm , dia matetika hilaza izy hoe: “Te hanao spermogram aho” na amin’ny teny anglisy “I want to do a semen analysis” . Ny fomba mahazatra hanangonana sperm dia amin’ny alalan’ny masturbation . Izy io atao amin’ny efitra manokana ao amin’ny hopitaly na laboratoara miaraka amin’ny kaopy sterile . Zava-dehibe ny tsy mampiasa rano na zavatra hafa, ary matetika ny dokotera dia manoro hevitra tsy hanao firaisana na masturbation 2-5 andro alohan’ny fiti...

Firy Taona No Tokony Hylely Voalohany

Image
Ny FIRAISANA dia ampahany lehibe amin’ny fahasalamana ara-batana sy ara-tsaina . Ireto ambany ireto ny hafatry KOPOZE mahakasika ny fiarahany olondroa .Tsara ho fantatra fa tsy misy “taona tonga lafatra” tokana ho an’ny olona rehetra hanombohana firaisana. Ny tena zava-dehibe dia ny fahavononana ara-tsaina , fahamatorana ara-batana 18 taona fara faha keliny , ary ny fahalalana ny risika sy fiarovana . Rehefa anatiny ny 10 taona miala sakana , dia mbola ao anatin’ny dingana antsoina hoe fahazazana ny olona. Amin’ity fotoana ity, ny vatana sy ny saina dia mbola eo amin’ny fivoarana. Ny fanombohana firaisana amin’io taona io dia mety hitondra voka-dratsy lehibe . Voalohany, ny vatana dia mbola tsy vonona. Ny taova fiterahana dia tsy mbola matotra tanteraka, ka mety hiteraka ratra na olana ara-pahasalamana . Faharoa, ny saina dia mbola tsy afaka mandray fanapahan-kevitra matotra, ka mety hisy trauma na fahakiviana. Ankoatra izany, ny olona manomboka firaisana 10 tao...

Iza Moa i Rootsman Mpanankato Malagasy

Image
Rootsman dia iray amin’ireo mpanakanto malagasy manan-talenta izay mitondra ny mozika reggae sy dancehall amin’ny sehatra maoderina. Fantatra amin’ny tena anarany hoe Alex Jhonny Delanux , izy dia teraka tao Mahanoro ary nitombo tao amin’ny tanΓ nan’i Toamasina (Tamatave) , any amin’ny faritra Atsinanana ao Madagasikara . Hatramin’ny fahazazany dia efa naneho fahalianana lehibe tamin’ny mozika izy, indrindra fa ireo gadona reggae sy afro izay mitondra hafatra sy fahatsapana lalina. Ny fidirany tamin’ny tontolon’ny mozika dia tsy kisendrasendra. Nandritra ny fahatanorany dia efa nanao fanazaran-tena tamin’ny fihirana sy fanoratana tononkira izy. Io no nahafahany nanangana ny maha izy azy eo amin’ny sehatry ny mozika malagasy. Ny style reggae/dancehall entiny dia mampifangaro gadona iraisam-pirenena sy kolontsaina malagasy, ka mahatonga ny hirany ho mora fantatra sy manintona ny mpihaino avy amin’ny sokajin-taona rehetra. Tam...

Aretiny Finonoana HPV na koa hoe (Human Papillomavirus)

Image
HPV Rehefa minono etsy sy eroa na ny aretiny finonoana dia otrik'aretina (virus) iray miparitaka amin’ny fifandraisana ara-nofo . Izy io dia iray amin’ireo aretina mifindra amin’ny firaisana be mpahazo ny olona maneran-tany. Betsaka ny karazana HPV , ary ny sasany dia mety hiteraka aretina homamiadana raha tsy tsaboina na tsy voamarika ara-potoana. Ny fahalalana tsara momba ity aretina ity dia manampy ny olona hiaro ny fahasalamany sy ny fahasalaman’ny mpiara-miaina aminy. Inona no ataon’ny HPV ao amin’ny vatana? Rehefa miditra ao amin’ny vatana ny aretina , dia mety hipetraka ao amin’ny hoditra na ao amin’ny faritra manodidina ny taovam-pananahana . Indraindray tsy misy soritr’aretina mihitsy ny olona voan’ity virus ity. Saingy amin’ny tranga sasany dia mety hiteraka ( verrue gΓ©nitale)  na homamiadany  vozon-tranonjaza amin’ny vehivavy, ary mety hisy fiantraikany amin’ny lehilahy ihany koa. Zavatra tsara to...

Mandritra Ny Lely Mitovy Ve Ny Lavaka Fivoahany Tsirinaina Sy Ny Amany?

Image
Mivoaka amin’ny fantsona iray tokoa ve? Olona maro no manontany raha toa ka mivoaka amin’ny fantsona iray ny tsirinaina sy ny amany ao amin’ny vatana lehilahy. Zava-dehibe ny fahalalana izany satria manampy ny olona hahatakatra ny rafitra fiterahana sy ny voa ary ny tatavy . Araka ny fanazavana ara-tsiantifika, ny lehilahy dia manana rafitra manokana izay mifehy tsara ny fivoahan’ny tsirinaina sy ny amany. Tsy mifangaro matetika ireo ranoka ireo satria misy (mekanisma) ao amin’ny vatana miaro izany. 1. Inona ilay fantsona ampiasain’ny vatana? Uretra Ny uretra dia fantsona lava sy manify mandalo ao anatin’ny filahiana. Izy no lalana ivoahan’ny amany rehefa mivalan-drano ny lehilahy ary izy ihany koa no lalana ivoahan’ny tsirinaina rehefa misy nylely Na dia fantsona iray aza no ampiasaina amin’ny farany, ny vatana dia manana rafitra manasaraka ny asan’ireo ranoka roa ireo. Midika izany fa amin’ny fotoana iray dia iray ihany no afaka mivoaka. 2. A...

(normal) Ve Raha Mamoaka Tsiranoka Fotsifotsy Ny Lehilahy Mandritra Ny Lely

Image
  🌈Eny, ( normal) tokoa fa misy tsiranoka toy ny lelo mivoaka anaty nylataka mandritra nylely. Indrindra rehefa @ farany no tena betsaka.  πŸ’₯Dia inona izany ny anarany iny fotsifotsy madity iny ? - Tsirinaina izay lasa zazakely rehefa tafahoana @ atodiny vehivavy. - 2ml - 5 ml eo ho eo ny fatrany na tapaky sotrokely. Miankina ny toebatany lehilahy. - 150million hatraminy 300million eo ho eo ny isany mandritra nylely. πŸ”·Mahavita ihany anie ny vehivavy mihosona iny madidy anaty nylataka elah iny eh! - Kanefa dia mbola fampirafesana ihany no ataony elah isan'andro. - Amboniny izay elah kamo hinono Fory fa miaingitraingitra hoe masiso. πŸ’ŸFahadiovana: - Masiso sady maimbo fofotay nylataka rehefa tsy madio ny lehilahy. - Esory ny volo ambany bonga mitohy hatrany @ lavabody io volo io fa tsy ilay mivangongona eo ambony nylataka io ihany akory no volo. - Raha tsy takatra ny misintona azy dia madama eo hanala azy. Mba anjarany elah indray ny manokatra FE.  - Fitiavana omen...

Manaintaina Anaty Ny Fory Mandritra Ny Lely Kanefa Ramose Tia Lely Isan'andro

Image
  πŸ₯‘ Ny atidoha dia Mila mivonona Raha te haka tsirony: - Raha mitebiteby fa bokany trosa, na marary an-doha fa mampirafy ny olontiana, na matahotra fa tsy mahay dia mijanona fa aza terena ny vatana. - Resaho ny olontiana ny olana mba tsy hanany hevitra ratsy. Everiny fa tsy TIA kanefa ianao sahiran-tsaina. - Zava-dehibe eo @ olondroa ny miresaka noho izany ny vadinao no vahaolana hamaha ny olany tokantranonao fa tsy ny namana any ivelany . πŸ’•Maninona no marary: - Atidoha tsy vonona dia lasa maina, maisatra, marary mety haratra raha sendra mahery setra ramose. - Tahotra , vatana tsy mazoto. - Aretina (syphilis, gonorrhea, chlamydia, herpes) , raha toa ka mamoaka ranompory isaky 1mn na masiso toy trondro maina dia manantona (gynecologist) na rasazy haingana tiliana. Dia mitsabo vatana hainga ianareo roa. - ny virjiny vakiana ihany no marary rehefa @ voalohany na mandritra 5andro, noho izany tsy tokony harary raha toa ka efa nylely.   πŸ’™Hisorohana marary: - Vonona ny...

Marokoroko Ny Ao Anaty Lalan-jazany Vehivavy

Image
  πŸ’―Ao anaty marokoroko ao no mivoaka sy miditra nylataky elah rehefa manisy. - Rehefa tsy hainy elah ny milalao ilay marokoroko dia tsy hahazo tsirony ny vehivavy. πŸ’œManome tsiny vehivavy ny lehilahy rehefa tsy minono izy. Lazainy fa tsy TIA Madama. ⚽Ary elah tsy sahy mininofory io ve mba TIA Vady? - Rehefa kamo hinono elah dia aza terena Madama.  πŸ’žNy kitso vehivavy dia ao anaty, ireo no mangoritsina mampiakatra ny fientanany vehivavy! Dia : - ilay tsaramaso kely mipoitra ery amboniny lavaka amany rehefa voakitika. - ilay manodidina ny tampopory . - Ary ilay manodidina ny marokoroko. - Mahazo tombony ny lehilahy satria ny bonga sy nylataka hita ety ivelany dia hahazoany fahafinaretana. - Ny vehivavy kosa mila angaronina satria ao anaty ilay mampangoritsina. Dia ilay kitso . - Ekena misy ny nono sy vody sy hoditra fa raha tsy miakatra @ ireo fientanany vehivavy dia mila atao tsara lalao ny kitso. πŸ’¦ Adidiny lehilahy no mitondra ny vehivavy ho any @ lanitra faha f...

Ratsy Nymilely Mandritra Ny Fadimbolana

Image
  ♥️ Raha toa ka mbola tsy misy RA mivoaka dia afakaMILELY - Miankina @ fietsepony madama indray ny manokatra FE! Resaho madama raha mazoto izy dia atao raha kamo izy dia miandry aoriana fadimbolana. πŸ’™Tsara ve nyLely mandritra fadimbolana? -inona avy iainany vehivavy mandritra fadimbolana: - masiso anaty lalan-jaza noho ilay RA. - marary andoha ,valahana, kibo, mivalana ny vehivavy.  - Voany crampe. - madiky satria isaky mikohaka na mihevona na mangetotra dia mivoaka ny RA. - Maloiloy tsy mahavita zavatra. - kizitim-belona satria marefo ny hery. πŸ‘‰ Mila fanampina ny vehivavy mandritra fadimbolana na dia oroka sy fihinina aza dia ampy. πŸ’£ angatra (siphilis) vokany nylely anaty fadimbolana.  πŸ“Ho any vehivavy :   - Tsy izay mahafinaritra lehilahy no tsy maintsy atao. -tsinjovy fahasalamana satria tsy voavidim-bola io rehefa potika vatanjy dia lasa ramose mitady lavaka hafa fa tsy hiasa saina @ fahasimbany motera mihitsy. πŸ”»ho any lehilahy: ...

Kenda Ve Raha Minono Ny Vehivavy

Image
  πŸ‘…Atao mahitsy no tsara rehefa minono. - Raha toa ka tsy tafiditra ny vava dia azony @ tanana iray na roa ny fotonyLataka ary ny lohany ihany sisa no ao anaty vava. πŸ’ ilaina ny madio:  - Miala ny volo mandondona be eo antapony foto-dakata, mitohy hatrany ambany bonga io volo io.  - Raha tsy mahavita miondrika elah dia maro ny mpanala volo eraky (salon de beautΓ©) .  - Maimbo tay sy masiso io rehefa hinono raha tsy noesorina ny volo dia lasa mankaloiloy.  - Ny vehivavy tsy miteny satria ady no misy raha hilaza eo izy.  - Raha mpivady mifankatia anefa ianareo roa dia afaka mifandimby manala volo. Ramose manala volopory , madama kosa manala volondataka. - Fomba hanafanana fitiavana daholo anie izany eh. πŸ’•Fady anay izany kopoze an! - EFA taona 2000 mahery isika izao. Hafa ny niainany olona t@ androny fahagola, hafa ny iainantsika ankehitriny ary mbola ho hafa noho izao no iainany zareo hiaina @ taona 3000. - Ny lehilahy tsy mananjo hanery vady ra...

Maninona Ny Vehivavy No Tsy Misy Ranompory Mifiritika

Image
  πŸ”· Ny vehivavy ngeza matetika no be ranompory! - Ao @ lavaka amany no mivoaka ny mifiritika . Matsatso ny tsirony fa aza matahotra elah hoe hisotro amany ve izany? Dia tsy atelina fa MBA voatondraka fotsiny izany ny tarehiny elah eh! - Ao @ lalanjaza kosa ny misy ranony mampalama mandritra nylely.  πŸ‘‰ Mianatra (point G) elah Raha te hahita any madama hifiritika. πŸ’₯ Tsy marina ny hoe ny vehivavy kely dia tsy misy ranony fa miankina ny fiakarany fientanana no mahatonga ny ranony ho betsaka na kely. 🚨 Tiako hahazo tsirony madama: - tsy maintsy miomana ny atidoha sy vatana. - homanina ny fotoana sy toerana mampazoto hiarahana. - Resaho ny fihetsika (position) dia izay tianareo no tanterahina. - Tsy maintsy manomana 10mn (preliminaire) mba ho mando ny vehivavy. - Anontanio any madama ny faritry vatana izay mampangoritsina azy. Anontanio izy hoe atao mafy sa mora no tiany dia rehefa ho tonga izy dia lalaovy tsara iny faritra iny. - Ny kitso matetika no hahazoany vehivav...

Ny Vehivavy Ve Tsy Leo Raha Tifirina Isan'andro?

Image
  🟧 Tsara ho fantatry lehilahy rehetra fa mila fitiavana ny vehivavy izay vao mazoto hanokatra FE.  πŸ”° inona ny fitiavana mila ataony lehilahy? - Toy ny namana ny vady . Aza menatra milaza ny aditsaina . Raha TIA madama dia (Courage) no omeny any elah miampy fihina sy oroka. - mifampiresaka rehefa mifoha sy alohany hatory , na alahelo na fifaliana tafiditra ao daholo.  - miantso na mandefa message kely eny anelanelany andro eny . Tsy voatery lavabe fa teny tsotra hoe (oroka) dia vita. - Raha sendra ao antrano ianareo mivady dia aza mifanjana @ kenokenona ao antrano. Tokantranonareo io ary fitiavanareo mampiakatra io fa tsy manodidina. - ny zanaka dia niarahana nanamboatra, raha mahandro hanina , manasa lamba madama . Taizao ny zanakareo na koa mandehana matsaka.  🟩 LESONA: Rehefa mifarimbona @ madama elah dia misokatra ny FE isan'andro.  πŸ’₯Manaratsy ny bandy akama hoe resimbavy ve? - namana tsara dia mamporisika ny lehilahy hanaja vady...

Maninona No Tsy Mahatsapa Hoe Tonga Ny Vehivavy? Lehilahy No Manontany.

Image
  ✍️ Satria mora tonga ny ranonaina ny elah dia tsy tonga tany @ lanitra faha fito ny vehivavy. πŸ’™ Te hanome fahafahampo vehivavy elah? - 10mn (preliminaire) , oroka, lelaka, masta, kaikitra , tsongo, mifampitsiky, kapoka malefaka. - izay vao Mampiditra rehefa Mando . Somary ela kokoa ny vehivavy vao miakatra ny fientanana. - Raha tezitra na kamo madama dia tsisyLELY hilamina izany eo. Noho izany vahao ny olana izay vao pingapinga handavaka elah. - Afaka manalazy na 1hr ary ianareo roa rehefa samy vonona sy Maka tsirony. - Tsy mitsatoka ihany no atao fa misy ny mikasoka , miova toerana maro, manova (position) fihetsika, feo, indrindra manoro ny olontiana izay tianao. - madilo nyFORY rehefa manatsatoka tsy akijanona ny lehilahy , izay mahatonga vehivavy milaza hoe : "mbola tsy vita ve" satria marary anatinyFORINY. πŸ’ž Fehiny: - Mifampiresaka mialoha sy aoriana nylely, hatsaraina izay tsy nety.  - Ajanona izay olana tsy mampahazo tsirony. πŸ’― Ho any vehivavy: - ...

Tsy Bevohoka Ve Ny Vehivavy Raha Toa Ka tsy Tonga Ny Azy Mandritra Nylely?

Image
  πŸ”₯ tsy maintsy bevohoka ny vehivavy raha toa ka tsy miaro vatana ianareo roa. - ny vehivavy (menopause ) no mety tsy ho bevohoka raha tsy miaro vatana kanefa mitandrema ihany fa indraindray mety miova ny toebatana. 🧑 Inona avy fiarovana ny vatana tsy ho bevohoka? - Manisa Andro sady mahasalama ny toebatany vehivavy. Raha toa ka tsy mahay ianareo mivady dia tsy maintsy manantona(gynecologist) na rasazy miaraka manisa ianareo. Dia ho fantatrareo roa ny fotoana hylelena sy andro fadiana. - eo koa ny kapoty , rehefa tonga ny lehilahy dia ao anaty kapoty ny ranony no mijanona fa tsy tafiditra anaty lalapory. - Misy koa ny fanabaeazana aizana toy ny Fanafody , tsindrona ary (IUD) na ilay asisika anaty tranonjaza. Fadio ny fanabaeazana aizana Raha toa ka mbola tsy niteraka ianao. Sarotra ny ho bevohoka any aoriana any rehefa doroky Fanafody ny vatana.  - Farany dia fanabaeazana aizana ho any lehilahy , (vasectomy). Manantona (institut) elah manamboatra nylataka mba tsy ...

Lehilahy 20 Taona Namono Ny Olontiany Satria Tsy Manaiky Anala Zaza Izy

Image
  πŸ”₯ Maka LESONA no ataontsika mialoha ny hitsarana satria voakasiky ny zava misy toy izao ny ao antokatranonao ao. ✍️ Aleo misoroka toy izay mitsabo: - Mialoha ny hisiany olana no mamakafaka. - Fa tsy hoe rehefa misy olana vao be menomenona eo hoe : izao anie ilay EFA noteneniko eh! πŸŒ… Ho any rayamandreny malagasy rehetra: - Tompon'andraikitra voalohany tsy afabela momba ny zanakao ianao. Indrindra raha mbola mipetraka ao @nao io zanakao io. - Tsy vitany vokisana sakafo toy ny biby ny zanaka fa mila torohevitra avy @nao rayamandreny. - ianao rayamandreny irery ihany no akaiky azy indrindra rehefa tojo olana izy. - Rehefa tsy miresaka ianao rayamandreny dia lasa mitady mpamaha olana any ivelany ny ankizy. Kanefa ireny dia mpamarina ankady. Dia jereo io olana hitanao miseho io izao! - Dia aza manome tsiny ny fiarahamonina na tambazotra hoe zareo no mampaditra ny zanakao, fa ianao rayamandreny nanamboatra io zaza io angaha vatan-kazo? - Rehefa tafita ny zanakao dedaka be ery hoe an...