Tsy Bevohoka Ve Ny Vehivavy Raha Toa Ka tsy Tonga Ny Azy Mandritra Nylely?
🔥tsy maintsy bevohoka ny vehivavy raha toa ka tsy miaro vatana ianareo roa.
- ny vehivavy (menopause) no mety tsy ho bevohoka raha tsy miaro vatana kanefa mitandrema ihany fa indraindray mety miova ny toebatana.
🧡Inona avy fiarovana ny vatana tsy ho bevohoka?
- Manisa Andro sady mahasalama ny toebatany vehivavy. Raha toa ka tsy mahay ianareo mivady dia tsy maintsy manantona(gynecologist) na rasazy miaraka manisa ianareo. Dia ho fantatrareo roa ny fotoana hylelena sy andro fadiana.
- eo koa ny kapoty, rehefa tonga ny lehilahy dia ao anaty kapoty ny ranony no mijanona fa tsy tafiditra anaty lalapory.
- Misy koa ny fanabaeazana aizana toy ny Fanafody , tsindrona ary (IUD) na ilay asisika anaty tranonjaza. Fadio ny fanabaeazana aizana Raha toa ka mbola tsy niteraka ianao. Sarotra ny ho bevohoka any aoriana any rehefa doroky Fanafody ny vatana.
- Farany dia fanabaeazana aizana ho any lehilahy, (vasectomy). Manantona (institut) elah manamboatra nylataka mba tsy hahabevohoka any madama. Rehefa te hiteraka any aoriana dia miverina @ mpitsabo vahana ilay lalana nanakana ny ranonaina tsy hihaona @ atodiny vehivavy.
🔷Ka tsy Tonga anie madama eh dia ahona izy no bevohoka?
- Satria tsy ilay ranompory avoakany vehivavy mandritra nylely no lasa zazakely fa ilay atody any anaty (ovaire) no lasa olona rehefa tafahoana @ ranonaina.
#kopoze
#rehetra
#kopozerehetra

Comments
Post a Comment