Posts

Showing posts from May, 2026

Dangitra Imbetsaka Kanefa Matory

Image
“Velona” Mandritra ny Torimaso (Erection Nocturne) ndao fakafakaina ny vatany lehilahy mandritra ny alina . Zava-misy ara-pahasalamana tanteraka ny dangitra ary tsy tokony hampatahotra. Amin’ny ankapobeny, ny lehilahy dia mety mahatsapa hoe velona in -4 na in-6 ny azy rehefa ao anatin’ny torimaso lalina (REM sleep). Ka mety maharitra 10 hatramin’ny 20 minitra . Inona marina no mitranga amin’ny vatana? Rehefa matory ianao dia tsy “miala sasatra fotsiny” ny atidoha sy ny rafi-pitatitra. Mandritra ny (REM sleep) dia miasa mafy ny atidoha ka mandefa (signal) amin’ny lalan-dra sy ny (nerve). Izay no mahatonga nylataka ho tonga amin’ny toe-javatra antsoina hoe "erection spontané" . Tsy avy amin’ny eritreritra ara-nofo foana izany, fa avy amin’ny: Fiasan’ny rafi-pitatitra (nervous system) Fikoriana ny ra ao amin’ny Lataka Fiovan’ny hormone (testosterone) Ara-dalàna ve izany? Eny, ara-dalàna tanteraka ny vatana toy iza...