About Us
Tongasoa eto amin’ny bilaoginay KOPOZE.
Ity sehatra ity
- natao hizara torohevitra sy fampahalalana mahasoa momba ny fiainany olondroa ara-pahasalamana, sakafo ara-dalàna, fanatanjahantena, fahasalamana ara-tsaina, ary fisorohana aretina.
Ny tanjona
- ny hanampy anao hahazo fahalalana mazava sy mora takarina, mba hahafahanao mitondra fiovana tsara eo amin’ny fiainanao andavanandro.
- Ny fahasalamana no harena lehibe indrindra, ka mendrika hotandrovina sy hokarakaraina tsara.
Misaotra indrindra.
Comments
Post a Comment