Ratsy Nymilely Mandritra Ny Fadimbolana
♥️Raha toa ka mbola tsy misy RA mivoaka dia afakaMILELY
- Miankina @ fietsepony madama indray ny manokatra FE! Resaho madama raha mazoto izy dia atao raha kamo izy dia miandry aoriana fadimbolana.
💙Tsara ve nyLely mandritra fadimbolana?
-inona avy iainany vehivavy mandritra fadimbolana:
- masiso anaty lalan-jaza noho ilay RA.
- marary andoha ,valahana, kibo, mivalana ny vehivavy.
- Voany crampe.
- madiky satria isaky mikohaka na mihevona na mangetotra dia mivoaka ny RA.
- Maloiloy tsy mahavita zavatra.
- kizitim-belona satria marefo ny hery.
👉 Mila fanampina ny vehivavy mandritra fadimbolana na dia oroka sy fihinina aza dia ampy.
💣 angatra (siphilis) vokany nylely anaty fadimbolana.
📍Ho any vehivavy:
-Tsy izay mahafinaritra lehilahy no tsy maintsy atao.
-tsinjovy fahasalamana satria tsy voavidim-bola io rehefa potika vatanjy dia lasa ramose mitady lavaka hafa fa tsy hiasa saina @ fahasimbany motera mihitsy.
🔻ho any lehilahy:
fantaro ny toe-batany vadinao, aditsaina @ ditrany elah mampirafy, ny miteraka, ny mitaiza, ny mikarakara tokantrano, ny fadimbolana isambolana, ny asa.
- Dia hoy elah hoe kamo hanome lavaka vadiko, fa ataovy elah no miaina toy ireo dia ho hitantsika hoe mahazaka sa tsia.
- Fitiavana no mampiadana tokantrano, omeo fitiavana madama dia hiadana elah.
#kopoze #kopozerehetra #REHETRA

Comments
Post a Comment