Ny Vehivavy Ve Tsy Leo Raha Tifirina Isan'andro?

 

i love my wife

🟧Tsara ho fantatry lehilahy rehetra fa mila fitiavana ny vehivavy izay vao mazoto hanokatra FE. 


🔰inona ny fitiavana mila ataony lehilahy?


- Toy ny namana ny vady. Aza menatra milaza ny aditsaina. Raha TIA madama dia (Courage) no omeny any elah miampy fihina sy oroka.


- mifampiresaka rehefa mifoha sy alohany hatory , na alahelo na fifaliana tafiditra ao daholo. 


- miantso na mandefa message kely eny anelanelany andro eny . Tsy voatery lavabe fa teny tsotra hoe (oroka) dia vita.


- Raha sendra ao antrano ianareo mivady dia aza mifanjana @ kenokenona ao antrano. Tokantranonareo io ary fitiavanareo mampiakatra io fa tsy manodidina.


- ny zanaka dia niarahana nanamboatra, raha mahandro hanina, manasa lamba madama . Taizao ny zanakareo na koa mandehana matsaka. 


🟩 LESONA:

Rehefa mifarimbona @ madama elah dia misokatra ny FE isan'andro. 


💥Manaratsy ny bandy akama hoe resimbavy ve?

- namana tsara dia mamporisika ny lehilahy hanaja vady sy hifanohana @ madama.


💙 Ireo namana Ratsy kosa dia manaratsy ny vadiny elah MBA hamotehana tokantranonareo!


- ireo toetra ratsiny bandy akama mila halaviry lehilahy:


- ialao namana mpanaratsy ny tokantranony elah. Misy lonilony @ nareo mivady ao anatiny fa ts tiany lazaina. 


- Ny fiadanana sy fifandraisany elah @ vady ao an-tokantrano io dia hialonany bandy akama.


- Mety maditra ny vadiny lerony, na kamo velona vadiny lerony, na tsy mahay mitantam-bola vadiny lerony, dia tadiaviny elah hijaly anaty fanambadiana toa azy.


- mety TIA ny vadiny elah koa izy fa tsy nazaka dia mamotika tokantranonareo no tanjony.


- mody dokafandry lerony hampirevy dia manitsa-TAY kanefa vady aman-janaka tsy misakafo.


🔻FEHINY:


- ataovy reviny selibatera raha mbola tsy te ho elingeleniny tokantrano. 


- Ary Aza maka vady raha tsy mahavita mifanampy @ vehivavy satria mampijaly vady sy zanaka ary ny tenany elah koa anie elah eh! Dia ho rava ny hiafarany tokantrano. 


- Ary ho faly be @ izay ilay bandy akama manaratsy anareo mivady.


#kopozerehetra #REHETRA #kopoze

Comments

Popular posts from this blog

Mankaleo Ve nyMilely Isan'andro Raha Ho Any Lehilahy, Fantaro ny Fiantraikany @ Vatana Sy Ny Saina

Mandritra Ny Lely Mitovy Ve Ny Lavaka Fivoahany Tsirinaina Sy Ny Amany?

Manaintaina Anaty Ny Fory Mandritra Ny Lely Kanefa Ramose Tia Lely Isan'andro