Aiza Anaty Fory No Mamoaka Ranompory Mandritra Nylely
Bartholin sy Paroi Vaginal
Zava-dehibe ny mahatakatra tsara ny vatana mba hahaizanao mahalala ny ny tokony atao.
Inona ny Bartholin gland?
Ny Bartholin gland dia fihary roa kely eo amin’ny fidiran’ny fivaviana. Izy no mamokatra ranoka manampy amin’ny (lubrification) mandritra ny firaisana.
Aiza no misy azy?
Hita eo amin’ny faritra ambany amin’ny fidiran’ny kindy , Toy ny hoe: ankavia sy havanana.
Inona ny asany?
- Mamokatra ranoka manalefaka mandritra nylely
- Manampy amin’ny firaisana tsy misy fanaintainana.
Olana mety hitranga
- Kista Bartholin
- Fivontosana
- Fanaintainana
Inona ny Paroi Vaginal?
Ny paroi vaginal dia rindrina anatiny ao amin’ny fivaviana. Malefaka sy elastika izy ary misy lalan-dra maro.
Firafiny
- Malefaka sy mivelatra
- Misy “pli” na marokoroko
- Mena na mavokely noho ny lalan-dra
Asany
- Mandray ny filahiana
- Mamokatra ranoka
- Manampy amin’ny fahafinaretana mba hahazo tsirony.
Fifandraisany
Ny mampalama mandritra nylely dia ranoka (lubrification) avy amin’ny Bartholin gland sy ny paroi vaginal mitambatra.
Torohevitra
- Aza matahotra fa raha kamo dia ajanona.
- Raha misy fanaintainana dia manatona dokotera
- Tsy maintsy fahadiovana ianareo roa.
✨ LESONA ✨
Ny fahalalana ny vatanao dia hery.
Rehefa mahatakatra ny zavatra ilainy vatanao ianao dia tsy matahotra.
Ny fahasalamana ara-nofo dia zava-dehibe.
Aza menatra mianatra, mandalina, mikaroka izay vao manapa-kevitra.
Ireo Fanontaniana samihafa!
Inona no mahatonga kista?
Fanakanana na infection.
Ara-dalàna ve ny fahamandoana?
Eny, indrindra rehefa misy (excitation)
Nahoana no mena ao anatiny lalanjaza?
Noho ny lalan-dra maro. Ary natoraly @ vatantsika io.
Rahoviana no manatona dokotera?
Raha misy fanaintainana na fivontosana.
Mila lubrifiant ve?
Tsia raha ampy ny voajanahary.
#kopoze
#rehetra
#kopozerehetra

Comments
Post a Comment